Sioux
Ilay teny " Sioux dia midika naha vondrona lingoistika lehibe eo ampivoany sy ao atsimo-atsinanana ny Amerika avaratra ; ny Catawbas (tsy misy catawbas itsony 'zao), sy ny sioux (izareo koa manana fizarazanana) ; naha teny Sauteux midika izao tontolo izao ilay mponina Lakota, Nakota sy ny Dakota ; manana fomba akaikikaiky.
Ilay teny "sioux" mety avy any amilay fitenenina nadewisu midika anatiny teny Sauteux "bibilava kely" (?). Io fitenenina io dia nalain'ny Frantsay taminy voalohany taonjato faha 17° ; dia nitenenin'i Sioux ihany aveo ; faha izao tontolo izao, tinitiny kokoa mampiasan'ilay fiteneniny Lakota, Dakota, Nakota.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Taminy taonjanto faha 17 : fifanenana tamin'ny Eoropeanina voalohany
[hanova | hanova ny fango]Ny Frantsay ny olona Eoropeanina voalohany nifanena taminy Sioux ; ao andrefanan'ny Lac Supérieur (Firenena Minnesota sy Wisconsin).
Tamin'io fifanenana io, ny Sioux nipetraka anaty ny tanana be ; namboly katsaka, manoty sy mihaza izareo
Taminy taonjanto faha 18 : Conquête de l'ouest
[hanova | hanova ny fango]Taminy taonjato faha 18, ny vondrona sioux, mety voahazana'ny adihady eo a mandidin'ny Grands Lacs miaraka amin'ny famelaran'ny aretina isankarazany mamono ny mponina akaiky eo, ny mponina sioux dia nikisaka nakany andrefana tany ; io fihetsehana arỳ ambadika ny renirano Mississipi dia misy antony : ilay fahabetsanan'ny omby be sy ny fahabetsahan'ny sovaly avy any amin'ny tany lemaka any atsimo
Ny Teratany Ny amerika (avaratra) nampiasa sovaly teo arinan'ny fahatongavan'ny Espaniola tany amerika avaratra ; taminy taonjato faha 16.
Tamin'ny taonjato faha 18 ; mponina sioux nanana velarana goavana be tany any andrefan'ny Mississipi ; nanakisaka ny Crow tany andrefana tany izy, dia ny mponina Panis eo aminy renirano Platte.
Miseho anaty soratra ny sioux taminy taona 1650 eo amin'ny faritany Milles Lake sy Leech Lake, eo akaky ny Mississipi ; eo an'Minnesota.
Voakisakan'ny Ojibway (ny mponina voalohany no nanana basy) mbola nikisaka nakany andrefana indray izareo ; nanakisaka ny Sayena, ny Omaha, ny Crow sy ny mponina afa. Nivelatra indray izy teo arinan'ny nahazòna basy sy sovaly
Taminy taonjato faha 19 : Ady indianina
[hanova | hanova ny fango]Ady Dakota
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny faran'ny taonjato faha 17 ; ny mponina Dakota nanao Alliance miarakami'ny Frantsay. Ny frantsay nanandrana mba ho afana mahazo monopole aminy fivarotana oditra.
Ady ny Black Hills
[hanova | hanova ny fango]Wounded Knee
[hanova | hanova ny fango]taonjato faha 21 : Repoblika Lakota
[hanova | hanova ny fango]Mponina
[hanova | hanova ny fango]- Santee na Dakota (Minnesota) misy :
- Sisseton. Réserve Sisseton-Wahpeton (Dakota du Sud)
- Wahpeton (« miaina aban'ny ravikazo »). Réserve Sisseton-Wahpeton (Dakota du Sud)
- Wahpekute ("mihaza amban'i ravikazo"). Reserva kely ao Minnesota
- Mdewakanton ("Miaina ao amilay farihy"). Réserves de Devil's Lake (ND).
- Ny Yankton na Nakota (tany nasionaly Dakota) misy :
- Ankton « Iyanktonwan » ("miaina arỳ ambody"). Res Yankton (SD)
- Assiniboine (Yankton koa). Fort Peck, Fort Belknap,Montana, Kanada)
- Stoney (otran'i Yankton). Alberta
- Yanktonnais « Iyanktonwanna» ("Yankton kely"). Fort Peck Res. (Montana).
- Lakota (Dakota/Wyoming) :
- Hunkpapa ("Mipetraka eo ampidirana"). Standing Rock (SD/ND)
- Oglala ("Miparitaka") Pine Ridge (SD)
- Brules ("Fe may"). Rosebud et Lower Brule (SD)
- Minneconjou « Mnikwojupi» ("mipetraka akaiky ny rano"). Cheyenne River (SD)
- Sans Arc ("tsy manana andohalambo"). Cheyenne River (SD)
- Chaudières ("mangotraka indroa"). Cheyenne River (SD)
- Sihasapa ("Pieds noirs" na Blackfeet Sioux). Cheyenne River (SD).
Fiainana
[hanova | hanova ny fango]Filaminana Pôlotika
[hanova | hanova ny fango]Fitadidiana sy biôgrafia
[hanova | hanova ny fango]- Mary Crow Dog et Richard Erdoes (2003). Lakota Woman : Ma vie de femme sioux, Livre de Poche : 290 p. (ISBN 2253137154)
- Archie Fire Lame Deer et Richard Erdoes (2000). Le Cercle sacré : Mémoires d'un homme-médecine sioux, Albin Michel (Paris) : 425 p. (ISBN 2226114483)
- Stanley Vestal (1992). Sitting Bull, chef des Sioux Hunkpapas, Éditions du Rocher : 459 p. (ISBN 2268012271)