Dinamita
Apparence
Ny dinamita dia fitaovana afaka mipoaka mafy dia mafy izay namboarina amin' ny nitrôgliserinina, hamakiana ny harambato na hanimbana zavatra mafy hafa, ka ampiasaina indrindra amin' ny fitrandrahana harena an-kibon' ny tany na amin' ny fanamboaran-dalana. I Alfred Nobel no nanamboatra azy io voalohany tamin' ny taoa 1866.